1 Corinthians 15:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afafy ny tena araka ny fomban’ny mananaina, fa atsangana ny tena araka ny fombam-panahy. Raha misy tena araka ny fomban’ny mananaina dia misy araka ny fombam-panahy koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
vatana manana aina fotsiny no afafy, fa vatana ara-panahy no atsangana. Fa misy vatana manana aina fotsiny, ary misy vatana ara-panahy; izany no voasoratra hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vatana manana aina no afafy, fa vatana anjakan’ny Fanahy Masina no hitsangana ho velona. Eny, misy vatana manana aina, ary misy ny vatana anjakan’ny Fanahy Masina;
Malagasy Bible 1865
afafy tena araka ny fomban'aina izy, atsangana ho tena araka ny fombam-panahy. Raha misy tena araka ny fomban'aina, dia misy araka ny fombam-panahy koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afafy ny tena araka ny fomban’ny mananaina, fa atsangana ny tena araka ny fombam-panahy. Raha misy tena araka ny fomban’ny mananaina dia misy araka ny fombam-panahy koa.
malagasy
afafy tena araka ny fomban'aina izy, atsangana ho tena araka ny fombam-panahy. Raha misy tena araka ny fomban'aina, dia misy araka ny fombam-panahy koa.