1 Corinthians 15:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary araka izany koa ny voasoratra hoe: «I Adama, olona voalohany no natao mananaina» (Gen 2.7); i Adama farany no natao fanahy mahavelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Adama lehilahy voalohany, natao aina mahavelona; fa i Adama faharoa kosa natao fanahy mahavelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
araka izany koa no voalazan’ny Soratra Masina hoe: «I Adama, ilay olona voalohany, dia natao manana aina, fa ilay Adama farany kosa natao feno Fanahy mahavelona.»
Malagasy Bible 1865
Ary araka izany koa no voasoratra hoe: Adama voalohan-dahy natao manan'aina (Gen. 2. 7); Adama farany natao fanahy mahavelona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary araka izany koa ny voasoratra hoe: «I Adama, olona voalohany no natao mananaina» (Gen 2.7); i Adama farany no natao fanahy mahavelona.
malagasy
Ary araka izany koa no voasoratra hoe: Adama voalohan-dahy natao manan'aina (Gen. 2. 7); Adama farany natao fanahy mahavelona.