1 Corinthians 15:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy izay amin’ny fanahy anefa no voalohany fa izay amin’ny mananaina, dia izay vao amin’ny fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ny ara-panahy anefa no natao voalohany, fa ny manana aina fotsiny, vao ny ara-panahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy izay anjakan’ny Fanahy Masina no tonga mialoha fa izay manana aina; taoriana vao tonga izay anjakan’ny Fanahy Masina.
Malagasy Bible 1865
Anefa tsy izay amin'ny fanahy no voalohany, fa izay amin'ny manan'aina, dia vao izay amin'ny fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy izay amin’ny fanahy anefa no voalohany fa izay amin’ny mananaina, dia izay vao amin’ny fanahy.
malagasy
Anefa tsy izay amin'ny fanahy no voalohany, fa izay amin'ny manan'aina, dia vao izay amin'ny fanahy.