1 Corinthians 15:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona voalohany avy amin’ny tany dia avy amin’ny tany; ny olona faharoa dia avy any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’ny tany ny olona voalohany, ka tany; fa avy amin’ny lanitra kosa ny Olona faharoa, ka lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay olona voalohany dia avy amin’ny tany, ka tany; fa ilay olona faharoa dia avy any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Ny olona voalohany avy amin'ny tany, dia tany; ny olona faharoa dia avy any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona voalohany avy amin’ny tany dia avy amin’ny tany; ny olona faharoa dia avy any an-danitra.
malagasy
Ny olona voalohany avy amin'ny tany, dia tany; ny olona faharoa dia avy any an-danitra.