1 Corinthians 15:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ilay avy amin’ny tany dia tahaka azy koa ilay avy amin’ny tany; ary toy izay avy any an-danitra dia tahaka azy koa izay rehetra avy any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manahaka ny tany izay rehetra tany; ary manahaka ny lanitra izay rehetra lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo an’ny tany dia manahaka ilay olona avy amin’ny tany; fa ireo an’ny lanitra kosa dia manahaka ilay olona avy any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Izay amin'ny tany dia tahaka ilay amin'ny tany; ary izay any an-danitra dia tahaka Ilay any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ilay avy amin’ny tany dia tahaka azy koa ilay avy amin’ny tany; ary toy izay avy any an-danitra dia tahaka azy koa izay rehetra avy any an-danitra.
malagasy
Izay amin'ny tany dia tahaka ilay amin'ny tany; ary izay any an-danitra dia tahaka Ilay any an-danitra.