1 Corinthians 15:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary toy ny nitondrantsika ny endriky ny amin’ny tany no hitondrantsika ny endrik’ilay avy any an-danitra koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary toy ny nitondrantsika ny endriky ny tany no hitondrantsika ny endriky ny lanitra koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny nitondrantsika ny endrik’ilay olona avy amin’ny tany no hitondrantsika ny endrik’ilay olona avy any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Ary toy ny nitondrantsika ny endriky ny amin'ny tany no hitondrantsika ny endrik'ilay any an-danitra koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary toy ny nitondrantsika ny endriky ny amin’ny tany no hitondrantsika ny endrik’ilay avy any an-danitra koa.
malagasy
Ary toy ny nitondrantsika ny endriky ny amin'ny tany no hitondrantsika ny endrik'ilay any an-danitra koa.