1 Corinthians 15:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary niseho tamin’i Kefasy Izy, dia tamin’ny roa amby folo lahy koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary niseho tamin’i Sefasy, vao tamin’ny roa ambin’ny folo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary niseho tamin’i Petera, vao tamin’ny 12 lahy.
Malagasy Bible 1865
ary niseho tamin'i Kefasy Izy, dia vao tamin'ny roa ambin'ny folo lahy koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary niseho tamin’i Kefasy Izy, dia tamin’ny roa amby folo lahy koa.
malagasy
ary niseho tamin'i Kefasy Izy, dia vao tamin'ny roa ambin'ny folo lahy koa.