1 Corinthians 15:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Tsy afaka mandova ny fanjakan’Andriamanitra ny nofo aman-dra, ary tsy mandova ny tsy fahalovana ny fahalovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao indrindra no dia lazaiko, ry kristianina havana; tsy mahazo mandova ny fanjakan’Andriamanitra ny nofo aman-dra, ary tsy handova ny tsy fahalòvana ny fahalòvana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no lazaiko, ry havako: ny olombelona nofo aman-dra dia tsy afaka hanana anjara amin’ny Fanjakàn’Andriamanitra; ary izay tratry ny fahalòvana dia tsy afaka hahazo anjara amin’ny tsy fahalòvana.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Ny nofo aman-drà tsy mahazo mandova ny fanjakan'Andriamanitra, ary ny fahalòvana tsy mandova ny tsi-fahalòvana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Tsy afaka mandova ny fanjakan’Andriamanitra ny nofo aman-dra, ary tsy mandova ny tsy fahalovana ny fahalovana.
malagasy
Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Ny nofo aman-drà tsy mahazo mandova ny fanjakan'Andriamanitra, ary ny fahalòvana tsy mandova ny tsi-fahalòvana.