1 Corinthians 15:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, zavamiafina no ambarako aminareo: Tsy hodimandry avokoa isika rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro, milaza zava-miafina aminareo aho: tsy hody mandry avokoa isika rehetra, fa hovana isika rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra;
Malagasy Bible 1865
Indro, zava-miafina no ambarako aminareo: tsy hodi-mandry avokoa isika rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, zavamiafina no ambarako aminareo: Tsy hodimandry avokoa isika rehetra,
malagasy
Indro, zava-miafina no ambarako aminareo: tsy hodi-mandry avokoa isika rehetra,