1 Corinthians 15:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa vetivety, amin’ny indray mipy maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra; fa hotsofina ny trompetra, ary hatsangana tsy ho lo intsony ny maty dia hovana isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa maneno ny trômpetra farany, fa hotsofina ny trômpetra, dia hitsangana miaraka amin’ny vava ny maty tsy ho lo intsony, ary hovana indray mipỳ maso monja isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovàna avokoa isika rehetra. Satria haneno ny trompetra farany, dia hitsangana velona ireo maty ka tsy ho tratry ny fahalòvana intsony; ary hovàna isika.
Malagasy Bible 1865
fa vetivety, toy ny indray mipi-maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra; fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lò intsony, ary isika hovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa vetivety, amin’ny indray mipy maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra; fa hotsofina ny trompetra, ary hatsangana tsy ho lo intsony ny maty dia hovana isika.
malagasy
fa vetivety, toy ny indray mipi-maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra; fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lò intsony, ary isika hovana.