1 Corinthians 15:53 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ity mety lo ity dia tsy maintsy hitafy ny tsy fahalovana, ary ity mety maty ity dia tsy maintsy hitafy ny tsy fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ity mety lo ity, tsy maintsy hitafy ny tsy fahalòvana; ary ity mety maty ity, hitafy ny tsy fahafatesana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ity mety lo ity dia tsy maintsy hitafy ny tsy fahalòvana, ary ity mety maty ity dia tsy maintsy hitafy ny tsy fahafatesana.
Malagasy Bible 1865
Fa ity mety lò ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahalòvana, ary ity mety maty ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ity mety lo ity dia tsy maintsy hitafy ny tsy fahalovana, ary ity mety maty ity dia tsy maintsy hitafy ny tsy fahafatesana.
malagasy
Fa ity mety lò ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahalòvana, ary ity mety maty ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahafatesana.