1 Corinthians 15:55 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Ry fahafatesana ô, aiza ny fandresenao? Ry fahafatesana ô, aiza ny fanindronanao?» (Hos 13.14)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry fahafatesana ô! aiza ny fandresenao? Ry fahafatesana ô! aiza ny fanindronanao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aiza ny fandresenao, ry fahafatesana? Aiza ny lefonao maranitra, ry fahafatesana?»
Malagasy Bible 1865
Ry fahafatesana ô, aiza ny fandresenao? Ry fahafatesana ô, aiza ny fanindronanao? (Hos. 13. 14).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Ry fahafatesana ô, aiza ny fandresenao? Ry fahafatesana ô, aiza ny fanindronanao?» (Hos 13.14)
malagasy
Ry fahafatesana ô, aiza ny fandresenao? Ry fahafatesana ô, aiza ny fanindronanao? (Hos. 13. 14).