1 Corinthians 15:56 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny ota no fanindronan’ny fahafatesana; ary ny lalàna no herin’ny ota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny fahotana no fanindronan’ny fahafatesana; ary ny Lalàna no herin’ny fahotana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny fahotana no lefona maranitra anindronan’ny fahafatesana, ary ny lalàna no hery ahombiazan’ny fahotana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny ota no fanindronan'ny fahafatesana; ary ny lalàna no herin'ny ota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny ota no fanindronan’ny fahafatesana; ary ny lalàna no herin’ny ota.
malagasy
Fa ny ota no fanindronan'ny fahafatesana; ary ny lalàna no herin'ny ota.