1 Corinthians 15:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany dia niseho tamin’ny rahalahy maherin’ny dimanjato Izy, ny ankamaroan’ireny dia mbola velona mandraka ankehitriny fa ny sasany no efa nodimandry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaraka izany dia niseho tamin’ny havana iray finoana tsy omby dimanjato izy, ary mbola velona mandraka ankehitriny ny ankamaroan’ireny, fa ny sasany ihany no efa nody mandry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaraka izany, dia mpianany mihoatra ny 500 no indray nisehoany: mbola velona mandraka androany ny ankamaroany amin’ireo, fa ny sasany ihany no efa nodimandry.
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany, dia niseho tamin'ny rahalahy tsy omby dimam-jato Izy, ny ankamaroan'ireny dia mbola velona mandraka ankehitriny, fa ny sasany efa nodi-mandry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany dia niseho tamin’ny rahalahy maherin’ny dimanjato Izy, ny ankamaroan’ireny dia mbola velona mandraka ankehitriny fa ny sasany no efa nodimandry.
malagasy
Rehefa afaka izany, dia niseho tamin'ny rahalahy tsy omby dimam-jato Izy, ny ankamaroan'ireny dia mbola velona mandraka ankehitriny, fa ny sasany efa nodi-mandry.