1 Corinthians 15:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany dia niseho tamin’i Jakoba Izy, avy eo dia tamin’ny apostoly rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, dia niseho tamin’i Jakôba izy, vao tamin’ny Apôstôly rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izay, dia nisehoany koa i Jakôba, vao ny apôstôly rehetra.
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany, dia niseho tamin'i Jakoba Izy, dia tamin'ny Apostoly rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany dia niseho tamin’i Jakoba Izy, avy eo dia tamin’ny apostoly rehetra.
malagasy
Rehefa afaka izany, dia niseho tamin'i Jakoba Izy, dia tamin'ny Apostoly rehetra.