1 Corinthians 15:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny farany tamin’izy rehetra dia izaho izay toy ny tsy tonga volana akory, dia mba nisehoany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary faran’izy rehetra, mba nisehoany koa aho, dia izaho izay toy ny tsy tonga volana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary faran’izy rehetra, mba nisehoany koa aho, izay toy ny zaza tsy tonga volana.
Malagasy Bible 1865
Ary faran'izy rehetra, izaho, izay toy ny tsy tonga volana aza, dia mba nisehoany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny farany tamin’izy rehetra dia izaho izay toy ny tsy tonga volana akory, dia mba nisehoany koa.
malagasy
Ary faran'izy rehetra, izaho, izay toy ny tsy tonga volana aza, dia mba nisehoany koa.