1 Corinthians 15:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho dia kely indrindra amin’ny apostoly ka tsy mendrika hantsoina hoe apostoly satria efa nanenjika ny fiangonan’Andriamanitra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ambany indrindra amin’ny Apôstôly aho, ary tsy mendrika hantsoina hoe Apôstôly akory aza, satria nanenjika ny Eglizin’Andriamanitra aho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha izaho manko dia faraidiny amin’ny samy apôstôly, ka tsy mendrika hantsoina hoe apôstôly satria efa nanenjika ny Fiangonan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho dia ambany indrindra amin'ny Apostoly ka tsy miendrika hatao hoe Apostoly, satria efa nanenjika ny fiangonan 'Andriamanitra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho dia kely indrindra amin’ny apostoly ka tsy mendrika hantsoina hoe apostoly satria efa nanenjika ny fiangonan’Andriamanitra aho.
malagasy
Fa izaho dia ambany indrindra amin'ny Apostoly ka tsy miendrika hatao hoe Apostoly, satria efa nanenjika ny fiangonan'Andriamanitra aho. [ Gr. eklesia]