1 Corinthians 16:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny famoriam-bola ho an’ny olona masina dia mba manaova koa ianareo, toy izay nasaiko nataon’ny fiangonana any Galatia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny amin’ny famoriam-bola ho an’ny olona masina, dia mba manaova koa ianareo, toy ny nasaiko nataon’ny Eglizy rehetra any Galasia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Momba ny famoriam-bola atao ho an’ny vahoakan’Andriamanitra any Jerosalema, dia izao: mba manaova koa ianareo, araka ireo fepetra nasaiko narahin’ny Fiangonana rehetra any Galatia.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny famoriam-bola ho an'ny olona masina, dia mba manaova koa ianareo toy izay nasaiko nataon'ny fiangonana any Galatia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny famoriam-bola ho an’ny olona masina dia mba manaova koa ianareo, toy izay nasaiko nataon’ny fiangonana any Galatia.
malagasy
[Ny amin'ny famoriam-bola ho an'ny olona malahelo tany Jerosalema. Teny farany sy fanaovam-beloma] Ary ny amin'ny famoriam-bola ho an'ny olona masina, dia mba manaova koa ianareo toy izay nasaiko nataon'ny fiangonana any Galatia.