1 Corinthians 16:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga i Timoty dia tandremo mba tsy hanan-tahotra izy eo anivonareo; fa ny asan’ny Tompo no ataony, tahaka ny ataoko koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tonga atỳ aminareo i Timote, ataovy izay tsy hananany tahotra eo aminareo, fa manao ny asan’ny Tompo toa ahy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga i Timôty, dia mba ataovy izay hahatsapany fa tsara fandray azy ianareo; satria miasa tahaka ahy koa izy amin’ny asan’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga Timoty, dia tandremo mba tsy hanan-tahotra eo aminareo izy; fa ny asan'ny Tompo no ataony, tahaka ny ataoko koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga i Timoty dia tandremo mba tsy hanan-tahotra izy eo anivonareo; fa ny asan’ny Tompo no ataony, tahaka ny ataoko koa.
malagasy
Ary rehefa tonga Timoty, dia tandremo mba tsy hanan-tahotra eo aminareo izy; fa ny asan'ny Tompo no ataony, tahaka ny ataoko koa.