1 Corinthians 16:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aza avela hisy olona hanao tsinontsinona azy; fa vatsio tsara izy mba ho tonga atỳ amiko; fa miandry azy mbamin’ny rahalahy sasany aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka tsy hisy hanao tsinontsinona azy. Atero izy ho tonga soa aman-tsara atỳ amiko, fa miandry azy mbamin’ny havana iray finoana sasany aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka mba tsy hisy hanao tsinontsinona azy. Omeo vatsy izy ary atero mba ho tonga soa aman-tsara atỳ amiko, fa miandry azy aho sy ireo havana iray finoana eto.
Malagasy Bible 1865
Koa aza avela hisy olona hanao tsinontsinona azy; fa atero soa aman-tsara izy mba ho tonga atỳ amiko; fa miandry azy mbamin'ny rahalahy sasany aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aza avela hisy olona hanao tsinontsinona azy; fa vatsio tsara izy mba ho tonga atỳ amiko; fa miandry azy mbamin’ny rahalahy sasany aho.
malagasy
Koa aza avela hisy olona hanao tsinontsinona azy; fa atero soa aman-tsara izy mba ho tonga atỳ amiko; fa miandry azy mbamin'ny rahalahy sasany aho.