1 Corinthians 16:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miambena ianareo, tomoera tsara amin’ny finoana, aoka hitomban-dahy, mahereza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miambena, mahareta amin’ny finoana, misehoa ho lehilahy, ary mahereza fo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miambena ianareo, mamahara tsara amin’ny finoana, aoka hitombandahy, mahereza.
Malagasy Bible 1865
Miambena ianareo, tomoera tsara amin'ny finoana, aoka hitombandahy, mahereza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miambena ianareo, tomoera tsara amin’ny finoana, aoka hitomban-dahy, mahereza.
malagasy
Miambena ianareo, tomoera tsara amin'ny finoana, aoka hitombandahy, mahereza. [ Gr. miareta tory]