1 Corinthians 16:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatrareo ny ankohonan’i Stefanasy fa voaloham-bokatr’i Akaia izy sady efa nanolo-tena ho amin’ny fanompoana ny olona masina; dia mangataka aminareo aho, ry rahalahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao koa no hafatra ataoko aminareo, ry kristianina havana: fantatrareo fa ry i Stefanasy, dia voaloham-bokatra tany Akaia, sady nanokan-tena hanampy ny olona masina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrareo ry i Stefanasy mianakavy: ireo no kristianina voalohany tany Akaîa sady nanokan-tena hanampy ny vahoakan’Andriamanitra. Mangataka anareo aho, ry havako,
Malagasy Bible 1865
Fantatrareo ny ankohonan'i Stefanasy, fa voaloham-bokatr'i Akaia izy sady efa nanolo-tena ho amin'ny fanompoana ny olona masina; dia mangataka aminareo aho, ry rahalahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatrareo ny ankohonan’i Stefanasy fa voaloham-bokatr’i Akaia izy sady efa nanolo-tena ho amin’ny fanompoana ny olona masina; dia mangataka aminareo aho, ry rahalahy,
malagasy
Fantatrareo ny ankohonan'i Stefanasy, fa voaloham-bokatr'i Akaia izy sady efa nanolo-tena ho amin'ny fanompoana ny olona masina; dia mangataka aminareo aho, ry rahalahy,