1 Corinthians 16:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Faly aho noho ny fahatongavan’i Stefanasy sy i Fortonato ary i Akaìko; fa ireo no nahefa ny tsy vitanareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faly aho noho ny nahatongavan’i Stefanasy sy i Fôrtonato ary i Akaîko, fa ireo no nanao izay tsy efanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahafaly ahy ny fahatongavan’i Stefanasy sy i Fôrtnato ary i Akaîko, fa ireo no nahefa ny tsy vitanareo.
Malagasy Bible 1865
Faly aho noho ny fihavian'i Stefanasy sy Fortonato ary Akaiko; fa ireo no nahefa ny tsy vitanareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Faly aho noho ny fahatongavan’i Stefanasy sy i Fortonato ary i Akaìko; fa ireo no nahefa ny tsy vitanareo;
malagasy
Faly aho noho ny fihavian'i Stefanasy sy Fortonato ary Akaiko; fa ireo no nahefa ny tsy vitanareo;