1 Corinthians 16:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa namelombelona ny fanahiko sy ny anareo koa izy; koa mahaiza mankasitraka ny olona tahaka ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namelombelona ny fanahiko sy ny anareo koa izy ireo; ka mahaiza manaja ny olona toy ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sady namelombelona ahy izy telo lahy no namelombelona anareo. Koa mahaiza mankasitraka ny olona tahaka ireny.
Malagasy Bible 1865
fa namelombelona ny fanahiko sy ny anareo koa izy; ka mba ekeo ny tahaka ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa namelombelona ny fanahiko sy ny anareo koa izy; koa mahaiza mankasitraka ny olona tahaka ireny.
malagasy
fa namelombelona ny fanahiko sy ny anareo koa izy; ka mba ekeo ny tahaka ireny.