1 Corinthians 16:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao veloma anareo ny fiangonana atỳ Azia. Manao veloma anareo indrindra ao amin’ny Tompo i Akoila sy i Prisila mbamin’ny fiangonana izay ao an-tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao veloma anareo ny Eglizy rehetra atỳ Azia; manao veloma anareo indrindra ao amin’ny Tompo i Akilasy sy i Prisila mbamin’ny Eglizy izay ao an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manao veloma anareo ireo Fiangonana atỳ amin’ny faritany Azia. Noho isika tafaray amin’ny Tompo, dia manao veloma anareo i Akoilà sy i Prisila mbamin’ny Fiangonana mivory ao an-tranony.
Malagasy Bible 1865
Manao veloma anareo ny fiangonana atỳ Asia. Manao veloma anareo indrindra ao amin'ny tompo Akoila sy Prisila mbamin'ny fiangonana izay ao an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao veloma anareo ny fiangonana atỳ Azia. Manao veloma anareo indrindra ao amin’ny Tompo i Akoila sy i Prisila mbamin’ny fiangonana izay ao an-tranony.
malagasy
Manao veloma anareo ny fiangonana atỳ Asia. Manao veloma anareo indrindra ao amin'ny tompo Akoila sy Prisila mbamin'ny fiangonana izay ao an-tranony.