1 Corinthians 16:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro voalohany amin’ny herinandro dia samia manokana tahiry any an-tranony avy araka izay azony atao fanomezana mba tsy ho amin’ny fahatongavako vao hatao ny fanangonana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro voalohany isan-kerinandro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isan’alahady dia samia mba manokana vola ao aminy avy arakaraka izay vola miditra ka hitahiry izany, mba tsy hilaina intsony ny hamoriam-bola amin’ny fahatongavako.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny andro voalohany isan-kerinandro dia samia manokana ao aminy avy ho rakitra na amin'inona na amin'inona no anambinana azy, mba ho vita rahateo ny famoriam-bola mandra-pahatongako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro voalohany amin’ny herinandro dia samia manokana tahiry any an-tranony avy araka izay azony atao fanomezana mba tsy ho amin’ny fahatongavako vao hatao ny fanangonana izany.
malagasy