1 Corinthians 16:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao veloma anareo ny rahalahy rehetra. Mifanaova veloma amin’ny fanorohana masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao veloma anareo ny havana rehetra iray finoana. Mifanaova veloma amin’ny fanorohana masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manao veloma anareo ireo havana rehetra iray finoana eto. Mifanaova veloma amin’ny fanoroham-pihavanana.
Malagasy Bible 1865
Manao veloma anareo ny rahalahy rehetra. Mifanaova veloma amin'ny fanorohana masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao veloma anareo ny rahalahy rehetra. Mifanaova veloma amin’ny fanorohana masina.
malagasy
Manao veloma anareo ny rahalahy rehetra. Mifanaova veloma amin'ny fanorohana masina.