1 Corinthians 16:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy tsy tia ny Tompo dia aoka ho voaozona izy! Marana ta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy tsy tia an’i Jesoa Kristy Tompontsika, dia aoka ho voaozona izy! Maran-Atha (Tamy ny Tompontsika).
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy tsy manam-pitiavana ny Tompo, aoka izy ho voaozona! Maràna tha – Avia, ry Tomponay ô!
Malagasy Bible 1865
Raha misy tsy tia ny Tompo, aoka ho voaozona izy. Maran ata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy tsy tia ny Tompo dia aoka ho voaozona izy! Marana ta.
malagasy
Raha misy tsy tia ny Tompo, aoka ho voaozona izy. Maran ata. [ Gr. anatema] [ Maran ata = Avy ny Tompontsika (?)]