1 Corinthians 16:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho aminareo anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho ao aminareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homba anareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Tompo!
Malagasy Bible 1865
Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho aminareo anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy* Tompo.
malagasy
Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompo;ny fitiavako dia ao aminareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. Amena.