1 Corinthians 16:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fitiavako dia ao aminareo rehetra ao amin’i Kristy Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fitiavako dia ao aminareo rehetra ao amin’i Kristy Jesoa. Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Momba anareo rehetra izay tafaray amin’i Kristy Jesoa ny fitiavako!
Malagasy Bible 1865
ny fitiavako dia ao aminareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fitiavako dia ao aminareo rehetra ao amin’i Kristy Jesosy.
malagasy
ny fitiavako dia ao aminareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. Amena.