1 Corinthians 16:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga aho dia izay olona ankasitrahanareo no hirahiko, mitondra taratasy, hanatitra ny fanomezanareo ho any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka rehefa tonga aho, dia hanendry olona ianareo hampitondraiko taratasy hanatitra ny fiantrànareo any Jerosalema., dia samia ianareo manokan-javatra any an-tranony, sy mandatsa-drakitra araka izay azony atao avy, mba ho vita rahateo ny famoriam-bola rehefa tonga aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa tonga aho, dia izay olona sitrakareo no hirahiko sy hampombaiko taratasy mba hitondra ny fanomezanareo hankany Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga aho, dia izay sitrakareo no hirahiko hitondra taratasy hanatitra ny fiantranareo ho any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga aho dia izay olona ankasitrahanareo no hirahiko, mitondra taratasy, hanatitra ny fanomezanareo ho any Jerosalema.
malagasy
Ary rehefa tonga aho, dia izay sitrakareo no hirahiko hitondra taratasy hanatitra ny fiantranareo ho any Jerosalema.