1 Corinthians 16:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha tokony handeha ho any koa aho dia hiaraka amiko ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mendrika ny fankanesako any aza izany, dia hiaraka amiko izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ilaina moa ny handehanako any, dia hiara-dia izahay.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tokony handehanako izany, dia hiaraka amiko ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha tokony handeha ho any koa aho dia hiaraka amiko ireo.
malagasy
Ary raha tokony handehanako izany, dia hiaraka amiko ireo.