1 Corinthians 16:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hankaty aminareo aho rehefa avy mamakivaky an’i Makedonia, fa hamakivaky an’i Makedonia mantsy aho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho any aminareo aho rehefa namaky an’i Masedônia, fa hamaky an’i Masedônia aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hankatỳ aminareo aho rehefa avy niteny an’i Masedônia (fa hitety io faritany io aho).
Malagasy Bible 1865
Hankatỳ aminareo aho, rehefa namaky an'i Makedonia - fa hamaky an'i Makedonia aho -
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hankaty aminareo aho rehefa avy mamakivaky an’i Makedonia, fa hamakivaky an’i Makedonia mantsy aho;
malagasy
Hankatỳ aminareo aho, rehefa namaky an'i Makedonia - fa hamaky an'i Makedonia aho -