1 Corinthians 16:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
angamba hitoetra eo aminareo aho, na handany ny ririnina aza, mba hamatsianareo ahy any amin’izay halehako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary angamba hitoetoetra any aminareo aho, na handany ny ririnina any aza, dia ianareo no hanatitra ahy any amin’izay halehako rehetra any.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Angamba hitoetra maharitra eo aminareo aho na handany ny ririnina mihitsy aza; ka dia ianareo no hamatsy ahy sy hanatitra ahy any amin’izay toerana tokony halehako.
Malagasy Bible 1865
ary angamba hitoetra eo aminareo aho, na handany ny ririnina aza, mba hanateranareo ahy amin'izay halehako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
angamba hitoetra eo aminareo aho, na handany ny ririnina aza, mba hamatsianareo ahy any amin’izay halehako.
malagasy
ary angamba hitoetra eo aminareo aho, na handany ny ririnina aza, mba hanateranareo ahy amin'izay halehako.