1 Corinthians 16:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mikasa hamangy anareo toy ny mandalo fotsiny aho ankehitriny; fa manantena hijanona elaela any aminareo aho raha sitrapon’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy dia ny hamangy anareo toy ny mandalo fotsiny no kasaiko amin’ity, fa ny hitoetra elaela no antenaiko, raha sitrapon’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy mikasa hitsidika anareo mandalo fotsiny aho, satria manantena hitoetra eo aminareo fotoana maharitraritra raha sitrapon’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mikasa hamangy anareo toy ny mandalo aho ankehitriny; fa manantena hitoetra elaela eo aminareo aho, raha sitrapon'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mikasa hamangy anareo toy ny mandalo fotsiny aho ankehitriny; fa manantena hijanona elaela any aminareo aho raha sitrapon’ny Tompo.
malagasy
Fa tsy mikasa hamangy anareo toy ny mandalo aho ankehitriny; fa manantena hitoetra elaela eo aminareo aho, raha sitrapon'ny Tompo.