1 Corinthians 16:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hijanona any Efesosy aho mandra-piavin’ny Pentekosta;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hijanona ao Efezy anefa aho, hatramin’ny Pantekôty,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa mbola hijanona eto Efeso aho mandra-piavin’ny Pentekôsta;
Malagasy Bible 1865
Nefa hitoetra any Efesosy aho mandra-pihavin'ny Pentekosta;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hijanona any Efesosy aho mandra-piavin’ny Pentekosta;
malagasy
Nefa hitoetra any Efesosy aho mandra-pihavin'ny Pentekosta;