1 Corinthians 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny olona araka ny Fanahy kosa dia mitsara ny zavatra rehetra kanefa tsy mba tsarain’olona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny olona ara-panahy no mitsara ny zavatra rehetra, sady tsy azon’olona tsaraina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afaka mitsara ny zavatra rehetra ny olona manana ny Fanahin’Andriamanitra kanefa tsy azon’olona tsaraina.
Malagasy Bible 1865
Fa ny olona araka ny Fanahy kosa dia mahafantatra ny zavatra rehetra, kanefa izy tsy fantarin'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny olona araka ny Fanahy kosa dia mitsara ny zavatra rehetra kanefa tsy mba tsarain’olona izy.
malagasy
Fa ny olona araka ny Fanahy kosa dia mahafantatra ny zavatra rehetra, kanefa izy tsy fantarin'olona.Fa iza no nahafantatra ny sain'ny Tompo mba hampianatra Azy? (Isa. 40. 13). Fa izahay manana ny sain'i Kristy. [ Na: azy]