1 Corinthians 2:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa «Iza no nahafantatra ny sain’ny Tompo mba hampianatra Azy?» (Isa 40.13). Kanefa izahay dia manana ny sain’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria zovy àry no nahafantatra izay hevitry ny Tompo, ka ho afa-mampianatra azy? Fa isika manana ny hevitr’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny Soratra Masina hoe: «Iza moa no mahafantatra ny fisainan’ny Tompo, ka ho afaka hanolo-tsaina Azy?» Fa izahay kosa dia manana ny fisainan’i Kristy!
Malagasy Bible 1865
Fa iza no nahafantatra ny sain'ny Tompo mba hampianatra Azy? (Isa. 40. 13). Fa izahay manana ny sain'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa «Iza no nahafantatra ny sain’ny Tompo mba hampianatra Azy?» (Isa 40.13). Kanefa izahay dia manana ny sain’i Kristy*.
malagasy
Fa iza no nahafantatra ny sain'ny Tompo mba hampianatra Azy? (Isa. 40. 13). Fa izahay manana ny sain'i Kristy. [ Na: azy]