1 Corinthians 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary izaho aza raha tany aminareo dia azon’ny fahalemena sy ny fahatahorana ary ny fangovitana be;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamim-pahalemena sy tahotra ary hovitra be no nanatonako anareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nahatonga ahy ho osa sy natahotra ary nangovitra teo anoloanareo;
Malagasy Bible 1865
ary izaho, raha tany aminareo, dia azon'ny fahalemena sy ny fahatahorana ary ny fangovitana be;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary izaho aza raha tany aminareo dia azon’ny fahalemena sy ny fahatahorana ary ny fangovitana be;
malagasy
ary izaho, raha tany aminareo, dia azon'ny fahalemena sy ny fahatahorana ary ny fangovitana be;