1 Corinthians 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny teniko sy ny toriteniko dia tsy tamin’ny teny fahendrena izay natao hampiaiky, fa tamin’ny fanehoana ny Fanahy sy ny hery
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady tsy mba tamin’ny tenim-pahendrena mampiaiky volana no nampianarako sy nitoriako teny taminareo, fa tamin’ny fanehoan’ny Fanahy sy ny herin’Andriamanitra azy ho marina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fampianarako sy ny toriteniko dia tsy tamin’ny lahateny mampiaiky volana araka ny fahendren’olombelona, fa tamin’ny fandresen-dahatra araka ny herin’ny Fanahy Masina.
Malagasy Bible 1865
ary ny teniko sy ny toriteniko dia tsy tamin'ny teny fahendrena mahataona, fa tamin'ny fanehoan'ny Fanahy sy ny hery,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny teniko sy ny toriteniko dia tsy tamin’ny teny fahendrena izay natao hampiaiky, fa tamin’ny fanehoana ny Fanahy sy ny hery
malagasy
ary ny teniko sy ny toriteniko dia tsy tamin'ny teny fahendrena mahataona, fa tamin'ny fanehoan'ny Fanahy sy ny hery,