1 Corinthians 2:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba tsy hiorenan’ny finoanareo amin’ny fahendren’ny olona fa amin’ny herin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba tsy hiorenan’ny finoanareo amin’ny fahendren’olombelona, fa amin’ny herin’Andriamanitra ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka dia tsy fahendren’olombelona fa herin’Andriamanitra no iorenan’ny finoanareo.
Malagasy Bible 1865
mba tsy niorenan'ny finoanareo amin'ny fahendren'ny olona, fa amin'ny herin'Andriamanitra ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba tsy hiorenan’ny finoanareo amin’ny fahendren’ny olona fa amin’ny herin’Andriamanitra.
malagasy
mba tsy niorenan'ny finoanareo amin'ny fahendren'ny olona, fa amin'ny herin'Andriamanitra ihany.