1 Corinthians 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa milaza fahendrena amin’ny efa matotra izahay, tsy ny fahendren’izao tontolo izao na ny an’ny mpanapaka izao tontolo izao, izay olona mihalevona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitory fahendrena amin’izay efa lavorary ihany izahay; nefa tsy mba ny fahendren’izao tontolo izao izany, na an’ny mpanapak’izao tontolo izao, izay olona efa ho levona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahendrena no torînay amin’ny kristianina efa matotra ara-panahy. Saingy tsy ilay fahendren’ izao tontolo izao na ny an’ireo mpifehy an’izao tontolo izao, izay olona voalahatra ho ringana.
Malagasy Bible 1865
Anefa milaza fahendrena amin'ny efa matanjaka izahay, fa tsy ny fahendren'izao tontolo izao, na ny an'ny mpanapaka izao tontolo izao, izay olona mihalevona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa milaza fahendrena amin’ny efa matotra izahay, tsy ny fahendren’izao tontolo izao na ny an’ny mpanapaka izao tontolo izao, izay olona mihalevona;
malagasy
Anefa milaza fahendrena amin'ny efa matanjaka izahay, fa tsy ny fahendren'izao tontolo izao, na ny an'ny mpanapaka izao tontolo izao, izay olona mihalevona;