1 Corinthians 2:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy nisy nahalala izany ny mpanapaka izao tontolo izao; fa raha nahalala izy dia tsy nohomboany tamin’ny hazofijaliana ny Tompon’ny voninahitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tsy nisy nahatakatra izany ny mpanapak’izao tontolo izao satria raha nahalala izy, dia tsy ho namàntsika ny Tompon’ny voninahitra tamin’ny Hazofijaliana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy nahafantatra izany fahendrena izany ireo mpifehy an’izao tontolo izao; satria raha mba nahafantatra izany izy ireo, dia tsy ho nampanombo ny Tompo be voninahitra teo amin’ny hazofijaliana.
Malagasy Bible 1865
ary tsy nisy nahalala izany ny mpanapaka izao tontolo izao; fa raha nahalala izy, dia tsy nohomboany tamin'ny hazo fijaliana ny Tompon'ny voninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy nisy nahalala izany ny mpanapaka izao tontolo izao; fa raha nahalala izy dia tsy nohomboany tamin’ny hazofijaliana ny Tompon’ny voninahitra.
malagasy
ary tsy nisy nahalala izany ny mpanapaka izao tontolo izao; fa raha nahalala izy, dia tsy nohomboany tamin'ny hazo fijaliana ny Tompon'ny voninahitra.