1 Corinthians 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy misy mahay mametraka fanorenana hafa afa-tsy izay efa eo, dia Jesosy Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy misy mahazo manao fanorenana hafa, afa-tsy izay efa vita, dia i Jesoa Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tsy misy mahazo mametraka fototra hafa, ankoatra ilay efa eo, dia i Jesoa Kristy.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy misy mahay mametraka fanorenana hafa afa-tsy izay efa eo, dia Jesosy Kristy*.
malagasy
Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy.