1 Corinthians 3:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha misy mandrafitra volamena, na volafotsy, na vatosoa, na hazo, na bozaka, na mololo, eo ambonin’ny fanorenana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha misy mandrafitra trano volamena, na volafotsy, na vatosoa, na hazo, na bozaka na mololo, eo ambonin’io fanorenana io, dia haseho avokoa ny asan’ny olona tsirairay avy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny arafitra eo ambonin’izany fototra izany dia mety ho volamena, na volafotsy, na vatosoa, na hazo, na bozaka, na mololo;
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy mandrafitra volamena, na volafotsy, na vato tsara, na hazo, na bozaka, na mololo, eo ambonin'ny fanorenana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha misy mandrafitra volamena, na volafotsy, na vatosoa, na hazo, na bozaka, na mololo, eo ambonin’ny fanorenana,
malagasy
Ary raha misy mandrafitra volamena, na volafotsy, na vato tsara, na hazo, na bozaka, na mololo, eo ambonin'ny fanorenana,