1 Corinthians 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia haseho avokoa ny asan’ny olona rehetra; fa ny andro no hampiseho azy, satria haseho amin’afo izany andro izany, dia hozahan-toetra amin’ny afo ny asan’ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny andron’ny Tompo no hampiseho azy; satria andro hanetriketrika amin’ny afo izany, ka ny afo no hizaha toetra ny asan’ny olona tsirairay isam-batana:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa dia hiseho ny asan’ny tsirairay amin’ilay andro fitsarana izay hampiharihary izany. Fa amin’ny afo no hisehoan’izany andro izany, ka dia hosedrain’io afo io ny asa vitan’ny tsirairay hahitana izay hamafiny.
Malagasy Bible 1865
dia haseho avokoa ny asan'ny olona rehetra; fa ny andro no hampiseho azy, satria haseho amin'afo izany andro izany, ka dia hozahan-toetra, amin'ny afo ny asan'ny olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia haseho avokoa ny asan’ny olona rehetra; fa ny andro no hampiseho azy, satria haseho amin’afo izany andro izany, dia hozahan-toetra amin’ny afo ny asan’ny olona rehetra.
malagasy
dia haseho avokoa ny asan'ny olona rehetra; fa ny andro no hampiseho azy, satria haseho amin'afo izany andro izany, ka dia hozahan-toetra, amin'ny afo ny asan'ny olona rehetra. [ Na: izany]