1 Corinthians 3:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha maharitra ny asan’ny olona izay narafiny teo amboniny dia handray valim-pitia izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
maharitra moa ny asa narafiny teo amboniny, dia handray valisoa izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha asa mahatanty afo moa no narafiny teo ambony fototra, dia handraisany valisoa.
Malagasy Bible 1865
Raha maharitra ny asan'ny olona, izay narafiny teo amboniny, dia handray valim-pitia izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha maharitra ny asan’ny olona izay narafiny teo amboniny dia handray valim-pitia izy.
malagasy
Raha maharitra ny asan'ny olona, izay narafiny teo amboniny, dia handray valim-pitia izy.