1 Corinthians 3:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy fantatrareo va fa tempolin’Andriamanitra ianareo ary ny Fanahin’Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy fantatrareo va fa tempolin’Andriamanitra ianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny Fanahin’Andriamanitra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy fantatrareo ve fa tempolin ’Andriamanitra ianareo ary ao aminareo ny Fanahin’Andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Tsy fantatrareo va fa tempolin'Andriamanitra ianareo, ary ny Fanahin'Andriamanitra mitoetra no anatinareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy fantatrareo va fa tempolin’Andriamanitra ianareo ary ny Fanahin’Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo?
malagasy
Tsy fantatrareo va fa tempolin'Andriamanitra ianareo, ary ny Fanahin'Andriamanitra mitoetra no anatinareo?