1 Corinthians 3:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy manimba ny tempolin’Andriamanitra dia mba hosimban’Andriamanitra kosa izy; fa masina ny tempolin’Andriamanitra, dia ianareo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izay mandrava ny tempolin’Andriamanitra dia mba horavan’Andriamanitra kosa, satria masina ny tempolin’Andriamanitra, dia ianareo izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy olona manimba ny tempolin’Andriamanitra, dia mba hosimbàn’Andriamanitra koa. Fa masina ny tempolin’Andriamanitra, ary ianareo no tempoliny!
Malagasy Bible 1865
Raha misy manimba ny tempolin'Andriamanitra, dia mba hosimban'Andriamanitra kosa izy; fa masina ny tempolin'Andriamanitra, dia ianareo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy manimba ny tempolin’Andriamanitra dia mba hosimban’Andriamanitra kosa izy; fa masina ny tempolin’Andriamanitra, dia ianareo izany.
malagasy
Raha misy manimba ny tempolin'Andriamanitra, dia mba hosimban'Andriamanitra kosa izy; fa masina ny tempolin'Andriamanitra, dia ianareo izany. [ Na: dia masina koa ianareo]