1 Corinthians 3:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny fahendren’izao tontolo izao dia fahadalana eo anatrehan’Andriamanitra; fa voasoratra hoe: «Ny hafetsen’ny hendry ihany no entiny misambotra azy» (Job 5.13).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ny fahendren’izao tontolo izao dia fahadalana eo anatrehan’Andriamanitra, araka ny voasoratra hoe: « Ny hafetsen’ny hendry no hamandrihako azy »;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny fahendrena araka ny filamatr’izao tontolo izao dia fahadalana eo imason’Andriamanitra; satria izao no voalazan’ny Soratra Masina: «Ny hafetsen’ny olon-kendry no amandrihan’Andriamanitra azy»;
Malagasy Bible 1865
Fa ny fahendren'izao tontolo izao dia fahadalana eo anatrehan'Andriamanitra; fa voasoratra hoe: Ny hafetsen'ny hendry ihany no entiny misambotra azy (Joba 5. 13).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny fahendren’izao tontolo izao dia fahadalana eo anatrehan’Andriamanitra; fa voasoratra hoe: «Ny hafetsen’ny hendry ihany no entiny misambotra azy» (Job 5.13).
malagasy
Fa ny fahendren'izao tontolo izao dia fahadalana eo anatrehan'Andriamanitra; fa voasoratra hoe: Ny hafetsen'ny hendry ihany no entiny misambotra azy (Joba 5. 13).